|
|
|
|

Entry1  manao teli-moka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  mitelina avy hatrany tsy mitsako akory [1.1]
Examples  4  Ary dia nanaikitra an' Ibonia indray izy ka tsy nahakaikitra azy, fa hery nanao telimoka an' Ibonia no natao; [1.406]
5  Nosinimban' ireo nifiny banga izy io ka tsy mahatsako intsony fa manao telimoka ka izany no naharesy an'ady anareo. [2.895]
Elementary words  6  manao, teli-moka

Updated on 2023/11/20